Luke 7:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sa hizaha inona no nalehanareo? Mpaminany va? Eny, hoy Aho aminareo sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sa hizaha inona no nalehanareo tany? Mpaminany va? Eny, hoy Izaho aminareo, ary ambony noho ny mpaminany aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hizaha inona àry no nalehanareo tany? Mpaminany ve? Izany tokoa, hoy Aho aminareo, ary mihoatra noho ny mpaminany aza.
Malagasy Bible 1865
Sa hizaha inona no nalehanareo tany? Mpaminany va? Eny, hoy Izaho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sa hizaha inona no nalehanareo? Mpaminany va? Eny, hoy Aho aminareo sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy.
malagasy
Sa hizaha inona no nalehanareo tany? Mpaminany va? Eny, hoy Izaho aminareo, sady mihoatra lavitra noho ny mpaminany izy.