Luke 7:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izy ilay voasoratra hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao, izay hamboatra ny lalanao eo alohanao» (Mal 3.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy no ilay voasoratra hoe: Indro Aho maniraka ny Anjeliko eo anoloanao mba hamboatra lalana eo alohanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jôhany no ilay voalazan’ny Soratra Masina hoe: Indro alefako hialoha Anao ny irako, hoy Andriamanitra, mba hanomana ny lalan-kombànao!»
Malagasy Bible 1865
Fa izy ilay voasoratra hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao eo alohanao (Mal. 3. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izy ilay voasoratra hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao, izay hamboatra ny lalanao eo alohanao» (Mal 3.1).
malagasy
Fa izy ilay voasoratra hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao eo alohanao (Mal. 3. 1).