Luke 7:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo: Tsy misy lehibe noho i Jaona amin’izay nateraky ny vehivavy; nefa ny kely indrindra amin’ny fanjakan’Andriamanitra dia lehibe noho izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa lazaiko aminareo fa amin’izay natera-behivavy tsy misy mpaminany lehibe noho i Joany Batista; nefa izay kely indrindra amin’ny fanjakan’Andriamanitra no lehibe noho izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy lehibe noho i Jôhany amin’ny tera-behivavy; nefa lazaiko aminareo fa izay kely indrindra ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra dia lehibe noho izy.
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo: Amin'izay nateraky ny vehivavy tsy misy lehibe noho Jaona; nefa ny kely indrindra amin'ny fanjakan'Andriamanitra dia lehibe noho izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo: Tsy misy lehibe noho i Jaona amin’izay nateraky ny vehivavy; nefa ny kely indrindra amin’ny fanjakan’Andriamanitra dia lehibe noho izy.
malagasy
Lazaiko aminareo: Amin'izay nateraky ny vehivavy tsy misy lehibe noho Jaona; nefa ny kely indrindra amin'ny fanjakan'Andriamanitra dia lehibe noho izy.