Luke 7:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka rehetra sy ny mpamory hetra raha nandre dia nanamarina an’Andriamanitra satria natao batisa tamin’ny batisan’i Jaona izy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny vahoaka rehetra izay nandre Azy mbamin’ny poblikanina aza dia nanamarina an’Andriamanitra, tamin’ny nandraisany ny batemin’i Joany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny vahoaka rehetra izay nandre an’i Jôhany, mbamin’ny mpamory hetra aza, dia nanaiky an’Andriamanitra ho marina ka niroso hataon’i Jôhany batisa.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka rehetra sy ny mpamory hetra raha nandre, dia nanamarina an'Andriamanitra, satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka rehetra sy ny mpamory hetra raha nandre dia nanamarina an’Andriamanitra satria natao batisa tamin’ny batisan’i Jaona izy ireny.
malagasy
Ary ny vahoaka rehetra sy ny mpamory hetra raha nandre, dia nanamarina an'Andriamanitra, satria natao batisa tamin'ny batisan'i Jaona izy.