Luke 7:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Fariseo sy ny mpahay lalàna kosa dia nandà ny fikasan’Andriamanitra satria tsy mba nanatona hataon’i Jaona batisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny Farisianina sy ny mpampiana-dalàna kosa nanatsinontsinona ny fikasàn’Andriamanitra ny aminy, tamin’ny nandàvany ny batemin’i Joany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Farisianina sy ny mpahay lalàna kosa nitsipaka ny fikasan’Andriamanitra ka nandà tsy hataon’i Jôhany batisa.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Fariseo sy ny mpahay lalàna kosa nandà ny fikasan'Andriamanitra, satria tsy mba nanatona hataon'i Jaona batisa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Fariseo* sy ny mpahay lalàna kosa dia nandà ny fikasan’Andriamanitra satria tsy mba nanatona hataon’i Jaona batisa.
malagasy
Fa ny Fariseo sy ny mpahay lalàna kosa nandà ny fikasan'Andriamanitra, satria tsy mba nanatona hataon'i Jaona batisa izy.