Luke 7:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny inona ary no hanoharako ny olona amin’ity taranaka ity? Tahaka ny inona moa izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Tompo: Hohariko amin’iza re ny olona amin’ity taranaka ity, ary tahaka an’iza izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Jesoa: –Iza no hanoharako ny olona ankehitriny? Zovy no mety hampitahana azy?
Malagasy Bible 1865
Tahaka ny inona ary no hanoharako ny olona amin'ity taranaka ity? tahaka ny inona moa izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny inona ary no hanoharako ny olona amin’ity taranaka ity? Tahaka ny inona moa izy?
malagasy
Tahaka ny inona ary no hanoharako ny olona amin'ity taranaka ity? tahaka ny inona moa izy?