Luke 7:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga i Jaona Mpanao batisa, tsy nihinan-kanina na nisotro divay, dia hoy ianareo: Manana demonia izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tonga i Joany Batista tsy nihinana mofo na nisotro divay, lazainareo hoe: Azon’ny demony izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tonga i Jôhany Mpanao batisa, tsy mofo haniny tsy divay sotroiny, nefa lazainareo hoe: «Ondranondranana!»
Malagasy Bible 1865
Fa tonga Jaona Mpanao-batisa tsy nihinan-kanina na nisotro divay, ka hoy ianareo: Manana demonia izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga i Jaona Mpanao batisa, tsy nihinan-kanina na nisotro divay, dia hoy ianareo: Manana demonia* izy.
malagasy
Fa tonga Jaona Mpanao-batisa tsy nihinan-kanina na nisotro divay, ka hoy ianareo: Manana demonia izy.