Luke 7:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy Fariseo iray nanasa an’i Jesosy hiara-misakafo aminy; dia niditra tao an-tranon’ilay Fariseo Izy ka nipetraka nisakafo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy Farisianina anankiray nanasa an’i Jesoa hiara-mihinana aminy, ka niditra tao an-tranon’ilay Farisianina Izy, dia nipetraka nihinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy Farisianina nanasa an’i Jesoa hiara-misakafo aminy, koa nandroso tao aminy Izy ary naka toerana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo anankiray nanasa an'i Jesosy hiara-mihinana aminy; ary dia niditra tao an-tranon'ilay Fariseo Izy ka nipetraka nihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy Fariseo* iray nanasa an’i Jesosy hiara-misakafo aminy; dia niditra tao an-tranon’ilay Fariseo Izy ka nipetraka nisakafo.
malagasy
Ary ny Fariseo anankiray nanasa an'i Jesosy hiara-mihinana aminy; ary dia niditra tao an-tranon'ilay Fariseo Izy ka nipetraka nihinana.