Luke 7:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nijanona tao aorianany teo anilan’ny tongony izy ka nitomany, dia nahakotsa ny tongony tamin’ny ranomasony sy namaoka azy tamin’ny volon-dohany, dia nanoroka fatratra ny tongony ka nanosotra azy tamin’ny menaka manitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nijanona teo ivohony tanilan’ny tongony sady nitomany ka kotsan’ny ranomasony ny tongony, fa nofaohiny tamin’ny volon-dohany sy norohany, ary nohosorany diloilo manitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka indro izy nankeo ivohon’i Jesoa ary nitomany dia nitomany teo an-tongony. Kotsan’ny ranomaso ny tongotr’i Jesoa ka nofaohin-dravehivavy tamin’ny volon-dohany, norokorohany tamim-pitiavana ary nohosorany an’ilay ilomanitra.
Malagasy Bible 1865
ary nijanona teo ivohony tanilan'ny tongony izy ka nitomany, dia nahakotsa ny tongony tamin'ny ranomasony sy namaoka azy tamin'ny volon-dohany, dia nanoroka fatratra ny tongony ka nanosotra azy tamin'ny menaka manitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nijanona tao aorianany teo anilan’ny tongony izy ka nitomany, dia nahakotsa ny tongony tamin’ny ranomasony sy namaoka azy tamin’ny volon-dohany, dia nanoroka fatratra ny tongony ka nanosotra azy tamin’ny menaka manitra.
malagasy