Luke 7:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita izany ilay Fariseo nanasa Azy dia niteny anakampo hoe: Raha mpaminany Ity dia ho nahafantatra io vehivavy mikasika Azy io sy ny momba azy; fa mpanota io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita izany ilay Farisianina nanasa Azy, dia nanao anakam-po hoe: «Raha mpaminany Izy dia ho nahalala ny toetran’ity vehivavy mikasika Azy, fa hoe mpanota io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nahita izany ilay Farisianina nampiantrano an’i Jesoa, dia nanao anakampo hoe: «Raha mpaminany tokoa ity, dia ho nahafantatra izay tena toetran’io vehivavy mikasikasika Azy io fa hoe mpanota.»
Malagasy Bible 1865
Ary nony nahita izany ilay Fariseo nanasa Azy, dia nanao anakampo hoe: Raha mpaminany Ity, dia ho nahalala io vehivavy manendry Azy io sy ny toeny; fa mpanota io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita izany ilay Fariseo nanasa Azy dia niteny anakampo hoe: Raha mpaminany Ity dia ho nahafantatra io vehivavy mikasika Azy io sy ny momba azy; fa mpanota io.
malagasy
Ary nony nahita izany ilay Fariseo nanasa Azy, dia nanao anakampo hoe: Raha mpaminany Ity, dia ho nahalala io vehivavy manendry Azy io sy ny toeny; fa mpanota io.