Luke 7:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo amin’i Jesosy ireo dia nangataka mafy Taminy ka niteny hoe: Mendrika ny hanaovanao izany izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa tonga tany amin’i Jesoa izy ireo, dia nangataka mafy taminy ka nanao hoe: «Mendrika hanaovanao izany izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga teo amin’i Jesoa ireto iraka, dia niangavy Azy mafy hoe: –Mendrika hanaovana izany io kapiteny io fa tia ny firenentsika,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo amin'i Jesosy ireo, dia nangataka mafy taminy ka nanao hoe: Miendrika ny hanaovanao izany izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo amin’i Jesosy ireo dia nangataka mafy Taminy ka niteny hoe: Mendrika ny hanaovanao izany izy
malagasy
Ary rehefa tonga teo amin'i Jesosy ireo, dia nangataka mafy taminy ka nanao hoe: Miendrika ny hanaovanao izany izy,