Luke 7:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Ry Simona, manan-kolazaina aminao Aho. Dia hoy izy: Mpampianatra ô, lazao ary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Jesoa niteny taminy nanao hoe: «Ry Simôna, misy zavatra holazaiko aminao.» Dia hoy izy: «Lazao, ry Mpampianatra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jesoa niteny taminy hoe: –Simôna ô, misy zavatra tiako holazaina aminao! Dia hoy i Simôna hoe: –Lazao àry hoe, ry Mpampianatra!
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ry Simona, manan-kolazaina aminao Aho. Dia hoy izy: Lazao ary, Mpampianatra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Ry Simona, manan-kolazaina aminao Aho. Dia hoy izy: Mpampianatra ô, lazao ary.
malagasy
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ry Simona, manan-kolazaina aminao Aho. Dia hoy izy: Lazao ary, Mpampianatra ô.