Luke 7:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy roa lahy nananan’ny mpampindram-bola iray trosa: Ny iray dia nananany denaria dimanjato, ary ny iray kosa dia dimampolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nisy olona roa lahy nananan’ny mpampanjana-bola anankiray trosa, ny iray nananany denie dimanjato, ary ny iray dimampolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Nisy, hono, olona roa nitrosa vola tamin’izay mpampisambo-bola izay; ny iray nitrosa denàry dimanjato, ny iray denàry dimampolo.
Malagasy Bible 1865
Nisy roa lahy nananan'ny mpampanàna vola anankiray trosa: ny iray nananany denaria diman-jato, ary ny iray kosa dimam-polo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy roa lahy nananan’ny mpampindram-bola iray trosa: Ny iray dia nananany denaria* dimanjato, ary ny iray kosa dia dimampolo.
malagasy
Nisy roa lahy nananan'ny mpampanàna vola anankiray trosa: ny iray nananany denaria diman-jato, ary ny iray kosa dimam-polo.