Luke 7:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy nanan-kaloa izy roa lahy dia samy navelany. Koa iza moa amin’ireo no ho tia azy kokoa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izy ireo samy tsy nanan-kaloa, dia nafoiny ny trosa tamin’izy roa lahy. Koa iza amin’ireo no ho tia azy kokoa?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Samy tsy nanan-kandoavana anefa izy roa lahy ka dia nafoin’ny mpampisambotra ny trosa rehetra rehetra. Iza amin’izy roa lahy, hoy ianao, no ho tia azy kokoa?
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy nanan-kaloa izy roa lahy, dia samy navelany. Koa iza moa amin'ireo no ho tia azy indrindra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy nanan-kaloa izy roa lahy dia samy navelany. Koa iza moa amin’ireo no ho tia azy kokoa?
malagasy
Ary raha tsy nanan-kaloa izy roa lahy, dia samy navelany. Koa iza moa amin'ireo no ho tia azy indrindra?