Luke 7:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lohako dia tsy mba nohosoranao diloilo akory; fa izy kosa dia nanosotra menaka manitra ny tongotro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao tsy nanosotra diloilo ny lohako, izy kosa nanosotra diloilo manitra ny tongotro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao tsy nanosotra diloilo ny lohako; izy kosa nanosotra ilomanitra ny tongotro.
Malagasy Bible 1865
Ny lohako tsy mba nohosoranao diloilo akory; fa izy kosa nanoso-menaka manitra ny tongotro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lohako dia tsy mba nohosoranao diloilo akory; fa izy kosa dia nanosotra menaka manitra ny tongotro.
malagasy
Ny lohako tsy mba nohosoranao diloilo akory; fa izy kosa nanoso-menaka manitra ny tongotro.