Luke 7:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony marobe, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin’ny kely dia kely fitiavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany dia lazaiko aminao fa voavela ny heloka be nataony satria be fitiavana izy; fa izay amelana kely no kely fitiavana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no teniko aminao: Voavela ny heloka be nataony, noho izy be fitiavana; fa izay amelana kely no kely fitiavana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony marobe, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin’ny kely dia kely fitiavana.
malagasy
Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana.