Luke 7:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay niara-nihinana taminy dia niresaka hoe: Iza moa Ity no mba mamela heloka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izay niara-nihinana taminy nanao anakampo hoe: «Iza moa ity no mamela na dia ny heloka aza?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo niara-nisakafo tamin’i Jesoa dia nanao anakampo hoe: «Iza moa ity no mamela heloka?»
Malagasy Bible 1865
Ary izay niara-nipetraka nihinana teo aminy dia niresaka hoe: Iza moa Ity no mba mamela heloka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay niara-nihinana taminy dia niresaka hoe: Iza moa Ity no mba mamela heloka?
malagasy
Ary izay niara-nipetraka nihinana teo aminy dia niresaka hoe: Iza moa Ity no mba mamela heloka?Ary hoy Izy tamin-dravehivavy: Ny finoanao efa namonjy anao; mandehana soa aman-tsara.