Luke 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tia ny firenentsika izy sady izy no efa nanorina ny sinagoga ho antsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa sady tia ny firenentsika no nanao ny sinagogantsika aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izy mihitsy aza no nanorina ny sinagôgantsika.
Malagasy Bible 1865
satria tia ny firenentsika izy, sady izy no efa nanao ny synagoga ho antsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tia ny firenentsika izy sady izy no efa nanorina ny sinagoga* ho antsika.
malagasy
satria tia ny firenentsika izy, sady izy no efa nanao ny synagoga ho antsika.