Luke 7:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamin-dRavehivavy: Ny finoanao efa namonjy anao; mandehana amin’ny fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy tamin-dravehivavy: «Ny finoanao no nahavonjy anao; mandehana amim-piadanana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray i Jesoa tamin-dravehivavy: –Ny finoanao no nahavonjy anao! Ndeha àry ka veloma finaritra!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamin-dravehivavy: Ny finoanao efa namonjy anao; mandehana soa aman-tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamin-dRavehivavy: Ny finoanao efa namonjy anao; mandehana amin’ny fiadanana.
malagasy
Ary hoy Izy tamin-dravehivavy: Ny finoanao efa namonjy anao; mandehana soa aman-tsara.