Luke 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taoriana kelin’izany dia lasa Jesosy nitety ny tanàna sy ny vohitra nitory ny Filazantsaran’ny fanjakan’Andriamanitra; ary nanaraka Azy ny roa amby folo lahy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taorian’izany, dia lasa nitety ny tanàna sy ny vohitra Izy nampianatra sy nitory ny Evanjelin’ny fanjakan’Andriamanitra. Nanaraka Azy ny roa ambin’ny folo lahy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany, lasa nitety tanàn-dehibe sy tanàna kely i Jesoa nitoriteny sy nanambara ny Vaovao Mahafaly momba ny Fanjakàn’Andriamanitra. Niaraka tamin’i Jesoa ny 12 lahy
Malagasy Bible 1865
Ary taoriana kelin'izany, dia lasa Jesosy nitety ny tanàna sy ny vohitra nitory ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra; ary ny roa ambin'ny folo lahy nanaraka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taoriana kelin’izany dia lasa Jesosy nitety ny tanàna sy ny vohitra nitory ny Filazantsaran’ny fanjakan’Andriamanitra; ary nanaraka Azy ny roa amby folo lahy
malagasy
Ary taoriana kelin'izany, dia lasa Jesosy nitety ny tanàna sy ny vohitra nitory ny filazantsaran'ny fanjakan'Andriamanitra; ary ny roa ambin'ny folo lahy nanaraka Azy.