Luke 8:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ka izao àry no hevitr’izany fanoharana izany: ‹Ny voa dia ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Koa izao àry no dikan’ilay fanoharana teo. Ny voa dia ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin’Andriamanitra.
malagasy
Koa izao no hevitry ny fanoharana: Ny voa dia ny tenin'Andriamanitra.