Luke 8:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manala ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo teny an-dalambe no izay nandre, fa avy ny devoly ka manesotra ny teny ao am-pony, sao mino izy ka voavonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireny teo amoron-dalana dia izay mahaheno ihany; kanjo avy ny devoly, ka manaisotra ny teny tao am-pony sao mino izy ka ho voavonjy.
Malagasy Bible 1865
Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre, nefa avy ny devoly* ka manala ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena.
malagasy
Ireo teny amoron-dalana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena.