Luke 8:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy hiharihary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy misy takona izay tsy haseho, na miafina izay tsy ho fantatra sy haharihary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy takona izay tsy haseho na miafina izay tsy ho fantatra sy haharihary.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy haseho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy hiharihary.
malagasy
Fa tsy misy takona izay tsy ho hita, na miafina izay tsy ho fantatra sy tsy haseho.