Luke 8:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tandremo ny fomba fihainoanareo; fa izay manana dia homena; ary izay tsy manana kosa, na dia izay heveriny ho ananany aza, dia halaina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tandremo àry ny fihainonareo, fa izay manana no homena, ary izay tsy manana dia halaina aminy hatramin’izay heveriny ho ananany aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tandremo àry ny fomba fihainoanareo; satria izay manana no homena; ary izay tsy manana kosa, na izay kely heveriny ho ananany aza dia halàna aminy.
Malagasy Bible 1865
Koa tandremo ny fihainonareo; fa izay manana dia homena; ary izay tsy manana kosa, na dia izay ataony ho ananany aza dia halaina aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tandremo ny fomba fihainoanareo; fa izay manana dia homena; ary izay tsy manana kosa, na dia izay heveriny ho ananany aza, dia halaina aminy.
malagasy
Koa tandremo ny fihainonareo; fa izay manana dia homena; ary izay tsy manana kosa, na dia izay ataony ho ananany aza dia halaina aminy.