Luke 8:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanatona Azy ny renin’i Jesosy sy ny rahalahiny, nefa tsy afaka nihaona Taminy noho ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga hankao amin’i Jesoa ny reniny sy ny rahalahiny, fa tsy afa-nihaona taminy noho ny habetsahan’ny vahoaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga hamangy an’i Jesoa ny reniny sy ny rahalahiny, nefa tsy afa-nanatona Azy noho ny hamaroan’ny olona;
Malagasy Bible 1865
Ary renin'i Jesosy sy ny rahalahiny nanatona Azy, fa tsy nahazo nihaona taminy, satria nifanety ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanatona Azy ny renin’i Jesosy sy ny rahalahiny, nefa tsy afaka nihaona Taminy noho ny vahoaka.
malagasy
Ary renin'i Jesosy sy ny rahalahiny nanatona Azy, fa tsy nahazo nihaona taminy, satria nifanety ny vahoaka.