Luke 8:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mbamin’ny vehivavy sasany, izay nositraniny tamin’ny fanahy ratsy sy ny aretina, dia i Maria atao hoe Magdalena izay efa nialan’ny demonia fito
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy ny vehivavy sasany nositraniny tamin’ny fanahy ratsy sy ny aretina, dia i Maria atao hoe Madelenina izay nivoahana demony fito,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary koa ireo vehivavy sasany izay nositraniny tamin’ny fanahy maloto sy ny aretina: dia i Maria, antsoina hoe Magdalèna, izay nialana demony fito,
Malagasy Bible 1865
mbamin'ny vehivavy sasany, izay nositraniny tamin'ny fanahy ratsy sy ny aretina, dia Maria atao hoe Magdalena, izay efa nivoahan'ny demonia fito,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mbamin’ny vehivavy sasany, izay nositraniny tamin’ny fanahy ratsy sy ny aretina, dia i Maria atao hoe Magdalena izay efa nialan’ny demonia* fito
malagasy
mbamin'ny vehivavy sasany, izay nositraniny tamin'ny fanahy ratsy sy ny aretina, dia Maria atao hoe Magdalena, izay efa nivoahan'ny demonia fito,