Luke 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy nilaza taminy hoe: Ny reninao sy ny rahalahinao dia mijanona ato alatrano ta hahita Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nisy nilaza taminy hoe: «Ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao te-hihaona aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nilazana i Jesoa hoe: –Ao alatrano ao ny reninao sy ny rahalahinao te hihaona kely aminao!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nilaza taminy hoe: Ny reninao sy ny rahalahinao mijanona ato ala-trano ta-hahita Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy nilaza taminy hoe: Ny reninao sy ny rahalahinao dia mijanona ato alatrano ta hahita Anao.
malagasy
Ary nisy nilaza taminy hoe: Ny reninao sy ny rahalahinao mijanona ato ala-trano ta-hahita Anao.