Luke 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy namaly azy ireo hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireto izay mandre ny tenin’Andriamanitra ka mankatò azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novaliany hoe: «Ny reniko sy ny rahalahiko, dia izay mihaino sy mankatò ny tenin’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa tamin’izay rehetra teo: –Ny reniko sy ny rahalahiko dia izay mihaino ny tenin’Andriamanitra no sady manatanteraka azy.
Malagasy Bible 1865
Fa namaly Izy ka nanao taminy hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireto izay mandre ny tenin'Andriamanitra ka mankatò azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy namaly azy ireo hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireto izay mandre ny tenin’Andriamanitra ka mankatò azy.
malagasy
Fa namaly Izy ka nanao taminy hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko dia ireto izay mandre ny tenin'Andriamanitra ka mankatò azy.