Luke 8:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandeha ny sambokely dia resin-tory Jesosy; ary nisy tafio-drivotra nidina tamin’ny farihy ka nila ho feno rano ny sambo, ary saika nahita loza izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teny am-pandehanan’ny sambo dia natory Izy; kanjo nasian’ny tafio-drivotra kosa ny farihy, ka nihafeno rano ny sambo ary efa am-bava loza izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny am-pandehanana, dia azon’ny torimaso i Jesoa. Ary nisy tafio-drivotra niantonta teo amin’ny farihy ka nila ho feno rano ny sambokely ary efa am-bava loza izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nandeha ny sambokely, dia azon'ny torimaso Jesosy; ary nisy tafio-drivotra nidina tamin'ny farihy, ka nila ho feno rano ny sambo, ary saiky nahita loza izy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandeha ny sambokely dia resin-tory Jesosy; ary nisy tafio-drivotra nidina tamin’ny farihy ka nila ho feno rano ny sambo, ary saika nahita loza izy ireo.
malagasy
Ary nony nandeha ny sambokely, dia azon'ny torimaso Jesosy; ary nisy tafio-drivotra nidina tamin'ny farihy, ka nila ho feno rano ny sambo, ary saiky nahita loza izy ireo.