Luke 8:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Aiza ny finoanareo? Ary natahotra izy ireo sady gaga ka niresaka hoe: Iza moa Ity no miteny mafy ny rivotra sy ny rano ka manaiky Azy izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy taminy: «Aiza ny finoanareo?» Fa raiki-tahotra sy ankona teo izy ireo, ka nifampilaza hoe: «Iza moa Ity no mandidy ny rivotra sy ny ranomasina, sy eken’izy ireo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sy ny onjan-drano; dia nitsahatra ireo ary nanjary tony tsara ny andro. Dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Fa aiza ny finoanareo? Izy ireo koa raiki-tahotra sy gaga sady nifampilaza hoe: –Iza moa ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano, dia manaiky Azy!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Aiza ny finoanareo? Ary natahotra izy ireo sady gaga ka niresaka hoe: Iza moa Ity, no mandidy ny rivotra sy ny rano Izy, ka manaiky Azy izany!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Aiza ny finoanareo? Ary natahotra izy ireo sady gaga ka niresaka hoe: Iza moa Ity no miteny mafy ny rivotra sy ny rano ka manaiky Azy izany!
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Aiza ny finoanareo? Ary natahotra izy ireo sady gaga ka niresaka hoe: Iza moa Ity, no mandidy ny rivotra sy ny rano Izy, ka manaiky Azy izany!