Luke 8:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitody tany amin’ny tanin’ny Geraseniana izay tandrifin’i Galilia izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitody tany amin’ny tanin’ny Gerasena tandrifin’i Galilea izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitody teny amin’ny faritanin’i Gergesà tandrifin’i Galilea ry i Jesoa sy ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Dia nitody tany amin'ny tanin'ny Gerasena izay tandrifin'i Galilia izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitody tany amin’ny tanin’ny Geraseniana izay tandrifin’i Galilia izy ireo.
malagasy
Dia nitody tany amin'ny tanin'ny Gerasena izay tandrifin'i Galilia izy.[Na: (Gadarena)]