Luke 8:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nony nahita an’i Jesosy izy dia niantso mafy sady niankohoka teo anatrehany ka niteny tamin’ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory izaho sy Ianao, ry Jesosy, Zanak’Andriamanitra Avo Indrindra ô? Miangavy Anao aho, aza mampijaly ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao nahatazana an’i Jesoa izy, dia nikiakiaka sy niankohoka teo an-tongony ary niantso mafy hoe: «Misy inona raharahainao amiko, ry Jesoa Zanak’Andriamanitra Avo indrindra ô? Mifona re, aza dia mampijaly ahy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahatazana an’i Jesoa izy, dia nikiakiaka sady niankohoka teo anatrehany no niteny tamin’ny feo mahery hoe: –Fa hataonao inona aho, ry Jesoa Zanak’Andriamanitra avo indrindra? Mihanta aminao aho, aza dia ampijalîna re!
Malagasy Bible 1865
Fa nony nahita an'i Jesosy izy, dia niantso mafy sady niankohoka teo anatrehany ka niteny tamin'ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory Hianao, Jesosy, Zanak'Andriamanitra Avo Indrindra ô? masina Hianao, aza mampijaly ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nony nahita an’i Jesosy izy dia niantso mafy sady niankohoka teo anatrehany ka niteny tamin’ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory izaho sy Ianao, ry Jesosy, Zanak’Andriamanitra Avo Indrindra ô? Miangavy Anao aho, aza mampijaly ahy.
malagasy