Luke 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy i Johana, vadin’i Koza, mpitandrina ny fananan’i Heroda, ary i Sosana mbamin’ny maro hafa koa, izay nanompo azy ireo tamin’ny fananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Joana vadin’i Kozà mpitandrina ny fananan’i i Herôda, ary i Sozana mbamin’ny maro hafa koa izay nanampy Azy tamin’ny fananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy i Jôhanina, vadin’i Kozà mpitandrim-pananan’i Herôda, ary i Sozanina sy ny maro hafa koa. Ireo vehivavy ireo dia samy nanampy an’i Jesoa sy ny mpianany tamin’ny fananany.
Malagasy Bible 1865
sy Johana, vadin'i Koza, mpitandrina ny fananan'i Heroda, ary Sosana mbamin'ny maro hafa koa, izay nanompo azy tamin'ny fananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy i Johana, vadin’i Koza, mpitandrina ny fananan’i Heroda, ary i Sosana mbamin’ny maro hafa koa, izay nanompo azy ireo tamin’ny fananany.
malagasy
sy Johana, vadin'i Koza, mpitandrina ny fananan'i Heroda, ary Sosana mbamin'ny maro hafa koa, izay nanompo azy tamin'ny fananany. [Na: Azy]