Luke 8:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; satria demonia maro no efa niditra tao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanontanian’i Jesoa izy nataony hoe: «Iza no anaranao?» «Lejiona no anarako,» hoy izy, satria be ny demony tafiditra tao aminy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa nanontany an-dralehilahy: –Iza no anaranao? Ka novaliany hoe: –Tafika no anarako.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanontany azy ka nanao hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; fa demonia maro no efa niditra tao anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany azy Jesosy hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; satria demonia maro no efa niditra tao anatiny.
malagasy
Ary Jesosy nanontany azy ka nanao hoe: Iza moa no anaranao? Dia hoy izy: Legiona; fa demonia maro no efa niditra tao anatiny.