Luke 8:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifona Taminy ireo mba tsy handidiany azy hankany amin’ny lavaka tsy hita noanoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady niangavy tamin’i Jesoa ireo mba tsy handidy azy hivarina any amin’ny hantsana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa maro tokoa ny demony tafiditra tao amin’ilay olona. Dia niangavy tamin’i Jesoa ireo demony mba tsy hodidiany hivarina any anaty hantsana.
Malagasy Bible 1865
Ary nifona taminy izy mba tsy handidiany azy hankany amin'ny lavaka tsy hita noanoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifona Taminy ireo mba tsy handidiany azy hankany amin’ny lavaka tsy hita noanoa.
malagasy
Ary nifona taminy izy mba tsy handidiany azy hankany amin'ny lavaka tsy hita noanoa.