Luke 8:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy kisoa maro, andiany iray, nihinana teny an-tendrombohitra, ary ireo demonia dia nangataka Taminy mba havelany hiditra ao anatiny. Dia nomeny lalana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy kisoa maro, iray dia kosa, nihinana teny an-tendrombohitra, ka nangata-dalana hiditra amin’ireo ny demony, dia nekeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy kisoa maro, andiany iray, nandrasana teo amin’ny kisolosolon’ny havoana. Koa niangavy tamin’i Jesoa ny demony mba havelany hiditra amin’ireo kisoa ireo, ary nekeny ny fangatahany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy kisoa maro andiany iray nandrasana teny an-tendrombohitra, ary ny demonia nifona taminy mba havelany hiditra ao anatiny. Dia nekeny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy kisoa maro, andiany iray, nihinana teny an-tendrombohitra, ary ireo demonia dia nangataka Taminy mba havelany hiditra ao anatiny. Dia nomeny lalana ireo.
malagasy
Ary nisy kisoa maro andiany iray nandrasana teny an-tendrombohitra, ary ny demonia nifona taminy mba havelany hiditra ao anatiny. Dia nekeny.