Luke 8:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa niala tamin-dRalehilahy ireo demonia dia niditra tao anatin’ny kisoa; ary ilay andian-kisoa dia nitratrevatreva tamin’ny hantsana ho any amin’ny farihy ka maty an-drano tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, dia niala tamin-dralehilahy ny demony ka niditra tamin’ny kisoa, ary nirifatra ny andian-kisoa ka nivarina tamin’ny kisolosolo mideza ho any anaty farihy, dia maty tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niala tamin-dralehilahy ny demony, dia niditra tamin’ny kisoa; ary nirifatra ny andian-kisoa ka nivarimbarina tan-kilahila ho any anaty farihy, dia maty tao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny demonia, rehefa nivoaka tamin-dralehilahy, dia niditra tao anatin'ny kisoa; ary ireo kisoa andiany ireo nitratrevatreva tamin'ny hantsana ho any amin'ny farihy, ka dia maty tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa niala tamin-dRalehilahy ireo demonia dia niditra tao anatin’ny kisoa; ary ilay andian-kisoa dia nitratrevatreva tamin’ny hantsana ho any amin’ny farihy ka maty an-drano tao.
malagasy
Ary ny demonia, rehefa nivoaka tamin-dralehilahy, dia niditra tao anatin'ny kisoa; ary ireo kisoa andiany ireo nitratrevatreva tamin'ny hantsana ho any amin'ny farihy, ka dia maty tany.[Gr. kenda]