Luke 8:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nahita ny zava-nitranga ireo mpiandry kisoa dia nandositra ka nilaza izany tao an-tanàna sy tany an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandositra ny mpiandry nony nahita izany, ka lasa nilaza izany tany an-tanàna sy tany an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nahita ny zava-niseho ireo mpiandry kisoa, dia nandositra ary nilaza ny vaovao tao an-tanàna sy teny ambanivohitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony hitan'ny mpiandry izany natao izany, dia nandositra izy ka nilaza izany tao an-tanàna sy tany an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nahita ny zava-nitranga ireo mpiandry kisoa dia nandositra ka nilaza izany tao an-tanàna sy tany an-tsaha.
malagasy
Ary nony hitan'ny mpiandry izany natao izany, dia nandositra izy ka nilaza izany tao an-tanàna sy tany an-tsaha.