Luke 8:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nahita dia nanambara tamin’ny olona ny namonjena ilay demoniaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady notantarain-dry zareo nanatri-maso tamin’izy ireo koa moa ny nahafahan’ilay azon’ny demony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry zareo nanatri-maso kosa nitantara tamin’ireo vao tonga ny nahasitranan’ilay azon’ny demony.
Malagasy Bible 1865
Ary izay efa nahita dia nanambara tamin'ny olona ny namonjena an'ilay demoniaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nahita dia nanambara tamin’ny olona ny namonjena ilay demoniaka.
malagasy
Ary izay efa nahita dia nanambara tamin'ny olona ny namonjena an'ilay demoniaka.