Luke 8:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay lehilahy izay efa nialan’ny demonia dia nangataka mba hijanona eo Aminy; nefa nasain’i Jesosy nandeha izy sady noteneniny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nangataka hanaraka Azy ilay lehilahy nivoahan’ny demony, fa nasainy nody ihany nataony hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niangavy tamin’i Jesoa kosa ralehilahy nialan’ny demony mba hiaraka aminy, fa nampodîny nataony hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy izay efa nivoahan'ny demonia dia nangataka mba hitoetra ao aminy; nefa nampodin'i Jesosy izy ka nataony hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay lehilahy izay efa nialan’ny demonia dia nangataka mba hijanona eo Aminy; nefa nasain’i Jesosy nandeha izy sady noteneniny hoe:
malagasy
Ary ny lehilahy izay efa nivoahan'ny demonia dia nangataka mba hitoetra ao aminy; nefa nampodin'i Jesosy izy ka nataony hoe: