Luke 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy vahoaka betsaka niangona, dia nanatona Azy ny olona avy tamin’ny isan-tanàna ka nilaza fanoharana Izy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy vahoaka betsaka tafavory tonga avy tamin’ny tanàna maro hanatona Azy, dia nanao fanoharana Izy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirohotra avy any amin’ny tanàna samihafa ny olona hanatona an’i Jesoa, hany ka vahoaka betsaka no tafangona teo aminy. Dia niteny Izy nanao izao fanoharana izao:
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vahoaka betsaka niangona, ka nanatona Azy ny olona avy tamin'ny isan-tanàna, dia nanao fanoharana hoe Izy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy vahoaka betsaka niangona, dia nanatona Azy ny olona avy tamin’ny isan-tanàna ka nilaza fanoharana Izy hoe:
malagasy
Ary nisy vahoaka betsaka niangona, ka nanatona Azy ny olona avy tamin'ny isan-tanàna, dia nanao fanoharana hoe Izy: