Luke 8:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tafaverina Jesosy dia nandray Azy tsara ny vahoaka, fa niandry Azy avokoa izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafaverina i Jesoa dia nandray Azy tsara ny vahoaka, fa niandry Azy rahateo izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tafaverina i Jesoa, dia noraisin’ny vahoaka tsara fa efa niandry Azy rahateo izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tafaverina Jesosy, dia nandray Azy tsara ny vahoaka, fa niandry Azy avokoa izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tafaverina Jesosy dia nandray Azy tsara ny vahoaka, fa niandry Azy avokoa izy rehetra.
malagasy
Ary nony tafaverina Jesosy, dia nandray Azy tsara ny vahoaka, fa niandry Azy avokoa izy rehetra.