Luke 8:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, tonga ny lehilahy atao hoe Jairo, mpanapaka ny sinagoga; dia niankohoka teo amin’ny tongotr’i Jesosy izy ka niangavy Azy mba hiditra ao an-tranony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro nisy lehilahy anankiray atao hoe Jaîra, izay lehiben’ny sinagoga, nanatona Azy, dia niankohoka tamin’ny tongony sy nangataka Azy hiditra ao an-tranony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy lehilahy atao hoe Jaîro, lehiben’ny sinagôga, tonga niankohoka teo an-tongotr’i Jesoa sady niangavy Azy mba ho any an-tranony,
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, dia tonga ny lehilahy atao hoe Jairo, mpanapaka ny synagoga; dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka niangavy taminy hiditra ao an-tranony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, tonga ny lehilahy atao hoe Jairo, mpanapaka ny sinagoga*; dia niankohoka teo amin’ny tongotr’i Jesosy izy ka niangavy Azy mba hiditra ao an-tranony.
malagasy
Ary, indro, dia tonga ny lehilahy atao hoe Jairo, mpanapaka ny synagoga; dia niankohoka tamin'ny tongotr'i Jesosy izy ka niangavy taminy hiditra ao an-tranony.