Luke 8:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nanana zanaka vavitokana tokony ho roa amby folo taona izy, ary efa ho faty Razazavavy. Ary raha nandeha Jesosy dia nifanizina Taminy teny an-dalana ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nanan-janaka vavy tokana tokony ho roa ambin’ny folo taona, narary ho faty izy. Nony nandeha i Jesoa dia nifanety tamin’ny vahoaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa nanan-janaka vavy tokana tokony ho 12 taona ity lehiben’ny sinagôga ary narary efa ho faty razazavavy. Teny an-dalana ho any amin’i Jaîro, dia nifanety tamin’i Jesoa ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Fa nanana zanakavavy tokana tokony ho roa ambin'ny folo taona izy, ary efa ho faty razazavavy. Ary raha nandeha Jesosy, dia nanety lalana Azy ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nanana zanaka vavitokana tokony ho roa amby folo taona izy, ary efa ho faty Razazavavy. Ary raha nandeha Jesosy dia nifanizina Taminy teny an-dalana ny vahoaka.
malagasy
Fa nanana zanakavavy tokana tokony ho roa ambin'ny folo taona izy, ary efa ho faty razazavavy. Ary raha nandeha Jesosy, dia nanety lalana Azy ny vahoaka.