Luke 8:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy: Nisy olona nikasika Ahy; fantatro fa nisy hery niala avy tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa: «Nisy nanendry Ahy, satria reko fa nisy hery nivoaka tamiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy indray i Jesoa: –Nisy nikasika Ahy teo satria tsapako fa nisy hery niala avy amiko.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy: Nisy olona nanendry Ahy; fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy: Nisy olona nikasika Ahy; fantatro fa nisy hery niala avy tamiko.
malagasy
Fa hoy Jesosy: Nisy olona nanendry Ahy; fa fantatro fa nisy hery nivoaka avy tamiko.