Luke 8:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hitan-dRavehivavy fa tsy afaka niafina izy dia nangovitra izy ka nankeo Aminy sady niankohoka teo anatrehany ary nanambara teo anatrehan’ny vahoaka rehetra izay anton’ny nikasihany Azy sy izay nahasitranany niaraka tamin’izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan-dravehivavy fa tsy takona Azy izy, dia tera-kovitra izy ka inty tamy niankohoka teo amin’ny tongony, sady nanambara teo imason’ny vahoaka ny anton’ny nanendreny Azy sy ny nahasitranany niaraka tamin’izay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ravehivavy kosa, nony nahita fa tsy afa-niafina, dia nangovitra no nankeo amin’i Jesoa; ary niankohoka teo anatrehany sady nanambara teo imason’ny olona rehetra izay anton’ny nikasihany Azy sy izay nahasitranany teo no ho eo ihany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hitan-dravehivavy fa tsy takona Azy izy, dia nangovitra izy ka nankeo aminy sady niankohoka teo anatrehany, dia nanambara teo anatrehan'ny vahoaka rehetra izay anton'ny nanendreny Azy sy izay nahasitranany niaraka tamin'izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hitan-dRavehivavy fa tsy afaka niafina izy dia nangovitra izy ka nankeo Aminy sady niankohoka teo anatrehany ary nanambara teo anatrehan’ny vahoaka rehetra izay anton’ny nikasihany Azy sy izay nahasitranany niaraka tamin’izay.
malagasy