Luke 8:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy taminy: Anaka, ny finoanao no nahavonjy anao; mandehana amin’ny fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Anaka, ny finoanao no nahavonjy anao; mandehana amim-piadanana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Ny finoanao, anaka, no nahasitrana anao. Ndeha àry ka veloma finaritra!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana soa aman-tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy taminy: Anaka, ny finoanao no nahavonjy anao; mandehana amin’ny fiadanana.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Anaka, ny finoanao no nahasitrana anao; mandehana soa aman-tsara.[Gr. nahavonjy]