Luke 8:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niainga hamafy ny voa ny mpamafy; rehefa namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana ka voahitsakitsaka ary lanin’ny voromanidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Nivoaka ny mpamafy hamafy ny voany; ary nony namafy izy, ny sasany latsaka tany amoron-dalana ka sady voahitsakitsaka no notsindrohin’ny voromanidina;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Niainga ity mpamafy hamafy voa. Nony namafy izy, ny voa sasany dia latsaka teny amoron-dalana ka voahosin’ny mpandalo ary lanin’ny voro-manidina;
Malagasy Bible 1865
Nivoaka ny mpamafy hamafy ny voa; ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana ka voahitsakitsaka, ary dia lanin'ny voro-manidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niainga hamafy ny voa ny mpamafy; rehefa namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana ka voahitsakitsaka ary lanin’ny voromanidina.
malagasy
Nivoaka ny mpamafy hamafy ny voa; ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana ka voahitsakitsaka, ary dia lanin'ny voro-manidina.