Luke 8:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy, raha nahare, dia namaly azy hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho voavonjy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’i Jesoa izany ka hoy Izy tamin’ny rain’ilay zazavavy: «Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany, dia ho velona ny zanakao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henon’i Jesoa izany ka hoy Izy tamin’i Jaîro: –Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho velona ny zanakao!
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy, raha nahare, dia namaly azy ka nanao hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho velona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy, raha nahare, dia namaly azy hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho voavonjy izy.
malagasy
Fa Jesosy, raha nahare, dia namaly azy ka nanao hoe: Aza matahotra; minoa fotsiny ihany, dia ho velona izy.[Gr. voavonjy]