Luke 8:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tao an-trano Izy dia tsy nisy olona navelany hiara-miditra taminy afa-tsy i Petera sy i Jaona ary i Jakoba mbamin’ny ray aman-drenin-dRazazavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tao an-trano Izy, dia tsy nisy navelany hiara-miditra aminy afa-tsy i Piera sy i Jakôba ary i Joany, mbamin’ny ray aman-drenin-drazazavavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tao an-trano i Jesoa, dia tsy nisy navelany hiara-miditra aminy afa-tsy i Petera sy i Jôhany ary i Jakôba mbamin’ny ray aman-drenin-drazazavavy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tonga tao an-trano Izy, dia tsy nisy olona navelany hiara-miditra taminy, afa-tsy Petera sy Jaona ary Jakoba mbamin'ny ray aman-drenin-drazazavavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tao an-trano Izy dia tsy nisy olona navelany hiara-miditra taminy afa-tsy i Petera sy i Jaona ary i Jakoba mbamin’ny ray aman-drenin-dRazazavavy.
malagasy
Ary raha tonga tao an-trano Izy, dia tsy nisy olona navelany hiara-miditra taminy, afa-tsy Petera sy Jaona ary Jakoba mbamin'ny ray aman-drenin-drazazavavy.